Lyrics
MODIA
Ianao zazalahy iny e! mba modia
Marary ny aina vadinao mahia
Na soa ny lamako mba jereo ny an-trano
Na soa ny donia sao ianao mania
Hajao vadinao
Sao manenina
Jereo zanakao mipenina
Tsy soa ty nanjo tsy olo momba ô!
Ianao ty tsy hay sao ianao tompo ô!
Ianao zazalahyiny e! mandiniha
Nahazo karama dia niriharia
Na soa ny lamako mba jereo ny an-trano
Na soa ny donia sao ianao mania
Hajao vadinao
Sao manenina
Jereo zanakao mipenina
Tsy soa ty nanjo tsy olo momba ô!
Ianao ty tsy hay sao ianao tompo ô!
Iana zazalahy iny e! mamolava
Ariva ny andro ianao mitabataba
Na soa ny lamako mba jereo ny an-trano
Na soa ny donia sao ianao mania
Hajao vadinao
Sao manenina
Jereo zanakao mipenina
Tsy soa ty nanjo tsy olo momba ô!
Ianao ty tsy hay sao ianao tompo ô!
Mody e!!!
Aia ya ya ya yai aleoko mody
Aia ya ya ya yai aleoko mody
Mody e!!!!
Hajao vadinao
Jereo zanakao
Hajao vadinao
Jereo zanakao
BODO