Lyrics Timed, click a line to jump
Ainao zaho fa tsy iala
Isan'andra anao mitaraigny
Hoe tsary ankilanao eo zaho
Fa variagna miasa saigny
Nefa zaho mitady jala
Mba ty ahavita zaho amelogno anao
Tso loson'olo hafa agny
Tsy tiako zaho hiala maigny
Mba tiako zaho mahita anao mivagnivagny
Tsy feragna fa misy aminao ny vangovango
Tsy tiako koa mahita anao mitomagny
Isan'andra anao ravady avoa langolango
Mba tiako zaho mahita anao mivagnivagny
Tsy feragna fa misy aminao ny vangovango
Tsy tiako koa mahita anao mitomagny
Isan'andra anao ravady avoa langolango
Ah eh ah eh ah eh ah eh
Ah eh ah eh
Ah eh ah eh ah eh ah eh
Ah eh ah eh
K'aza misentosento
Aiko anao mavozo fa za mbola eto
Fiainagna mandalo kara nitendo
Fa antsika tsy hifagnary anh anh nanh anh
Ko naro ditrako
Mama ifonako zay vitako
Marigny fa jiaby regny sitrapo
Fa tsy mimpody anh anh nanh anh
Mba tiako zaho mahita anao mivagnivagny
Tsy feragna fa misy aminao ny vangovango
Tsy tiako koa mahita anao mitomagny
Isan'andra anao ravady avoa langolango
Mba tiako zaho mahita anao mivagnivagny
Tsy feragna fa misy aminao ny vangovango
Tsy tiako koa mahita anao mitomagny
Isan'andra anao ravady avoa langolango
Ah eh ah eh ah eh ah eh
Ah eh ah eh
Ah eh ah eh ah eh ah eh
Ah eh ah eh