MyLyricsFinder

Lyrics

Ho entiko ianao, Hijery zava-baovao, Mbola tsy hitan'ny masonao, Tsy ren'ny sofinao Hum Hum Hum Hum Hum Hum Hum Hum Hum Hum Raha mino ahy ianao, Ario ny entanao Dia ndao, andao hanaraka ahy Raha mino ahy ianao, Ario ny entanao Dia ndao, andao hanaraka ahy Hosokafako ny masonao, Havaoziko ny fisainanao, Ka ny ety an-tany ho toin'ny any an-danitra ihany Hositraniko ireo ferinao, Ianao manontolo ho vaovao, Ka ny ety an-tany ho toin'ny any an-danitra ihany Dia hohiraiko ho anao Dia hohiraiko ho anao Ny hiran'ny hira rehetra Dia hohiraiko ho anao Dia hohiraiko ho anao Ny hiran'ny hira rehetra Dia hohiraiko ho anao Dia hohiraiko ho anao Ny hiran'ny hira rehetra Ouh, ouh, ouh, ouh Ouh, ouh, ouh, ouh Andao hanaraka ahy Andao hanaraka ahy Ho entiko ianao Hijery zava-baovao Andao hanaraka ahy Andao hanaraka ahy Andao hanaraka ahy ô ô ô ô ô ô ôô ôô ôô ôô ô Andao hanaraka ahy

Can't get it out of your head? Play “Andao” yourself.